• Alarobia 13 Aprily 2016
Politique.Mahafaly Olivier - Jean Ravelonarivo Hafana eny Mahazoarivo anio

Hitodika eny amin’ny lapam-panjakana Mahazoarivo ny mason’ny mpanara-baovao anio

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2016
Politique.Fanosihosena lalàmpanorenana Mangina ny manampaizana sy mpahay lalàna

Hafahafa ny zava-mitranga eto amin’ny firenena. Dradraina sy atao litania ny fanajana ny tany tan-dalàna, ny mifanohitra amin’izay anefa no miseho. Ny mahagaga dia ny fahanginan’ny Malagasy manampaizana sy ireo mpahay lalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2016
Politique.Tsy misy ny vola Rakotra grevy Madagasikara

Fanina tanteraka ny vahoaka manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2016
Politique.Governemanta vaovao Mampiozongozona ny sezan’ny filoha

Tokony hifantoka betsaka amin’ny fanamafisana ny fampihavanam-pirenena hametrahana ny rafitra tena izy ny asan’ny governemanta vaovao hijoro eo, hoy ny sekretera jeneralin’ny Avotra ho an’ny Firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2016
Politique.Ravelonarivo Jean « Very hasina »

Kivy amin’ny jeneraly Ravelonarivo Jean ny ankamaroan’ny vahoaka amin’iny faritra atsimo atsinanan’ny Nosy iny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2016
Politique.Fikambanana HAFARI Malagasy Nandefa taratasy misokatra ho an’ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny filohan’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT