• Sabotsy 16 Aprily 2016
Politique.PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE DECRET N° 2016-265

portant nomination des membres du Gouvernement LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE, Vu la Constitution ; Vu le décret n°2016-250 du 10 avril 2016 portant nomination du Premier Ministre, Chef du Gouvernement ;

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Aprily 2016
Politique.Governemanta

Tsy niatrika ny fanolorana ireo mpikambana ao amin’ny governemanta Mahafaly Olivier ny minisitry ny vola sy ny tetibola Rakotomanana Gervais sy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny ranomasina Randrianarisoa Léonide Ylénia.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Aprily 2016
Politique.Antsojay atao amin’ny TIKO Hitory Ravalomanana

Na dia mangina sy tsy re feo amin’ny resaka politika aza tato ho ato izay ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana dia tsy mipetra-potsiny fa mikaroka hatrany izay hahafahany mitondra ny anjara birikiny amin’ny fanarenana ny firenena sy ny fanampiana ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Aprily 2016
Politique.Fanendrena minisitra Mivaro-tena ireo depiote

Nanolotra anarana Solombavambahoaka mba hatao minisitra ny eny Tsimbazaza ankoatra ireo efa natao minisitra tamin’ny governemanta Kolo Roger sy Ravelonarivo Jean.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Aprily 2016
Politique.Tsy matotra

Tsy fantatra mihitsy izay tena ao an-dohan’ireo depiote eto amintsika. Fa angaha moa izy ireo tsy nilatsaka hofidina mba hitondra ny hetahetan’ny vahoaka no dedaka manao kandida praiminisitra sy minisitra indray aty aoriana ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Aprily 2016
Politique.Praiminisitra vaovao Tokony hahafehy tsara ny filaminana

Lafin-javatra lehibe andrasan’ny vahoaka Malagasy amin’ny governemanta vaovao ny fifehezana ny tsy fandriampahalemana sy ny fampiharana ny lalàna velona eto amin’ny tany sy ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT