- Alatsinainy 23 Mey 2016
Politique.Lapam-panjakana Iavoloha Nanamboarana seranam-piaramanidina ?
« Tsy hitako mihitsy izay ilana seranam-piaramanidina manokana eny amin’ny lapan’i Iavoloha.
Hamaky ny tohiny« Tsy hitako mihitsy izay ilana seranam-piaramanidina manokana eny amin’ny lapan’i Iavoloha.
Hamaky ny tohinyHo fampiharana ny «Arrêté Municipal n° 404- CUA/ CAB. 16 portant fermeture d’une construction métallique érigée sur une intersection sise à Androhibe appartenant à Mme IARIFENO Rose Vatosoa», dia niroso tamin’ny fanakatonana ity trano ity ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo (CUA) omaly alakamisy 19 mey 2016.
Hamaky ny tohinyMbola hitohy anio zoma eny amin’ny Magro Ankorondrano ny fakana ny CV ho an’ireo maniry ny hiditra hiasa ao amin’ny Tiko satria misimisy ihany ireo tsy voaray omaly hariva.
Hamaky ny tohinyNy talata ho avy izao no hifidy izay ho solontenany eo anivon’ilay seha-panjakana ho mpanara-maso ny ady amin’ny kolikoly sy ny fampiharana ny fanjakana tsara tantana eto Madagasikara ny eo anivon’ny Antenimieram-pirenena.
Hamaky ny tohinyGoavana ny asa miandry ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny ny amin’ny fanatsarana ny fampianarana eto Madagasikara na ny endriny io na ny votoatiny.
Hamaky ny tohinyTontosaina ao Antsirabe mandritra ny roa andro ny atrikasa nasionaly ho fandaniana ny paikadim-pirenena mikasika ny fanangonana sy fanampariahana ny antontan-kevitra eo amin’ny sehatry ny jono sy ny fandinihana mialoha ny amin’ny fahafahana manangana ireo ivontoeram-pampiofanana ara-teknika ireo mpanjono.
Hamaky ny tohiny