- Alakamisy 19 Mey 2016
Politique.Fanofanana ireo talen-tsekoly Katolika Tany Moramanga ny CNaPS
Taorian’ny Diosezin’i Toamasina dia i Moramanga indray no nampiantrano ny filankevitry ny talen-tsekoly katolika. Nanomboka tamin’ny 2015 dia nisafidy manokana hiara-kiasa amin’ny CNaPS ny DINEC.
Hamaky ny tohiny
