• Zoma 10 Jona 2016
Politique.Fandaniam-bolan’ny FFM 4,711 miliara ariary tamin’ny 2015

Nanodidina ny 78,55% ny salan’ny fampiasambola nefain’ny fanjakana Malagasy ho an’ireo andrimpanjakana sy rafitra samihafa miankina amin’ny fanjakana ny taona 2015, araka ny antontan-kevitra navoakan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Politique.Leader Fanilo Hiverina amin’ny heriny

Hanatanteraka Filankevi-pirenena mandritra ny roa andro eto Antananarivo ny antoko Leader Fanilo ny 15 sy 16 jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Politique.Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Tsy hilefitra manoloana ireo tsy tan-dalàna

Nitohy teny Analakely ny asa fandaminana sy fanadiovana tanàna tanterahin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ny alin’ny alarobia 8 Jona 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Politique.« Haut Conseiller Constitutionnel » Manazava Rakotoarisoa Jean Eric

Voatery nitondra fanazavana ny filohan’ny Fitsarana Avo momba ny lalàmpanorenana Rakotoarisoa Jean Eric manoloana ny resaka miely fa misy mihaona aminy ireo kandida ho

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Politique.Rajaonarimampianina

Hitokana ny ivontoeram-pandoavan-ketra eny Alasora anio amin’ny 11 ora maraina ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tsy mahafehy ireo mpiara-miasa aminy

Tsy mandeha amin’ny laoniny hatramin’izao ny raharaham-pirenena, hoy ny fikambanan’ny Vondron’Olon-Tsotra.

Hamaky ny tohiny
FTT