• Sabotsy 11 Jona 2016
Politique.HVM-MAPAR Raikitra ny rombo !

Hentitra ny vondrona Mapar tamin’ny fanambarana nataony omaly ary manameloka tanteraka ny ambarany fa tsy fanarahan-dalàna tamin’ny famoahana ny didy fampisamborana ny senatera Lylison René de Rolland ary tsy hanaiky izany fisamborana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Jona 2016
Politique.Fikarakarana ny fifidianana Hanampy ny CENI i Frantsa

Tonga nitsidika ny filohan’ny CENI Rakotomanana Hery teny amin’ny birao fiasany teny Alarobia omaly maraina Rtoa Véronique Vouland-Aneini, masoivoho Frantsay eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Jona 2016
Politique.Fifidianana 2018 Mijoro ny VMMR hampandany an’i Dada

Niseho an-tsehatra nampahafantatra ny tohin'ny tolona ataony ho fanavotam-pirenena ny fikambanana Vondrona Miara-dia amin'i Marc Ravalomanana omaly, tarihin'ny filohany Rasoloarimanana Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Jona 2016
Politique.Kaominina Ampasikely Nivoaka mpandresy i Dr Jean Louis Robinson

Nohamafisin’ny fitsarana ny maha Ben’ny tanàna voafidy an’i Jean Louis Robinson.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Jona 2016
Politique.Raharaha Lylison « Aza kitihina ny namanay », hoy i Rossy

Nanafatrafatra mafy an'ny fitondram-panjakana ny solombavambahoaka MAPAR Rahasimanana Paulbert na Rossy ny tsy hikitikitihina ny Senatera Lylison raha

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Politique.Senatera Lylison Higadra 1 ka hatramin’ny 5 taona …

Tsy honohono intsony fa dia nohamafisin’ny tonian’ny fampanoavana eny amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany-Anosy omaly fa misy ary efa eny am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana ny didy fampisamborana (mandat d’arrêt) ny senatera Lylison René de Rolland.

Hamaky ny tohiny
FTT