• Talata 14 Jona 2016
Politique.Antenimierandoholona Hiatrika fifidianana anio tontolo andro

Fifidianana ! Izay no hanamarika ity tontolo andro ity ao amin’ny Lapa Maitso Anosikely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jona 2016
Politique.Teny diso tsy mba kabary Efa niverina ny rafitra « Faritany »

Ny teny diso tsy mba kabary, hoy ny Malagasy, ka tsara ihany ny ampahafantarana ny zava-misy marina sy ny manan-kery ary ara-dalàna mba hanitsian’ny tsirairay ny fomba fiteniny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2016
Politique.Ambohidratrimo Afa-po amin'ny fandrosoana misy ny depiote Luc

Tena miroso mankany amin'ny dingan-dava eo amin'ny fandrosoana ny distrikan'Ambohidratrimo noho ny fanarahana an-tsakany sy an-davany ny praograma nofaritan'ny fanjakana malagasy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2016
Politique.Marc Ravalomanana Mivahiny 10 andro any Etazonia

Nandao an’i Madagasikara ny sabotsy alina teo ary nihazo an’i Etazonia Atoa Marc Ravalomanana. Haharitra 10 andro ny fitsidihany any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2016
Politique.Kaominina Ivato – HAFARI Malagasy Mifanohana manadio ny tanàna

Nanolo-tanana ny Kaominina Ivato, vavahadin’i Madagasikara ny fikambanana HAFARI Malagasy amin’ny fanadiovana ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2016
Politique.Fahaleovantena, Nouvel Ordre Mondial Manazava ny Pr James Ratsima

Tsy mbola mahaleotena mihitsy ny firenena Malagasy, hoy ny profesora James Ratsima. Hatramin’izay taona maro nifanesy izay dia nambarany fa nionona

Hamaky ny tohiny
FTT