- Alakamisy 09 Jona 2016
Politique.Fanesorana ny filoha Hanani-dapa, hanao sorona indray ?
Manao ranolava ny fanambarana sy fanehoan-kevitra ataon’ny mpanao politika,
Hamaky ny tohinyManao ranolava ny fanambarana sy fanehoan-kevitra ataon’ny mpanao politika,
Hamaky ny tohinyZara fa nitondra valo volana dia nahanton’ny fanjakana, tamin’ny alalan’ny minisiteran’ny Atitany izay miahy ny vondrombahoakam-paritra tamin’ny asa maha Ben’ny
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana ofisialy omaly hariva ny filoha tale jeneralin’ny Groupe Sodiat Mamy Ravatomanga izay nilaza fa tsy marina ny filazana fa mikasa ny hitsoaka any ivelany ny tenany.
Hamaky ny tohinyNofoanan’ny Conseil d’Etat ny didim-pitsarana navoakan’ny Tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana mikasika ny fifidianana Ben’ny tanàna tao amin’ny Kaominina Mahavanona, Antsiranana II tamin’ny 31 jolay 2015.
Hamaky ny tohiny« Tsy mbola vita ny fampihavanam-pirenena Mr le Président, izaho anisan’ny nogadrainao ».
Hamaky ny tohiny«Tsy mbola naharay taratasy avy any amin’ny fitsarana mikasika ny loholona Lylison René de Rolland hatramin’ny omaly tamin’ny 11 ora sy 25 minitra ny birao maharitry ny Antenimierandoholona»,
Hamaky ny tohiny