- Alarobia 15 Jona 2016
Politique.Lalàna mifehy ny fifandraisana Nofitahan’ny fanjakana ny mpanao gazety
Tandindomin-doza tanteraka ny asa fanaovan-gazety, hoy ny mpanao gazety rehetra raha nanatanteraka fivoriana maika teny amin’ny Pradon Antanimena izy ireo omaly manoloana ny mety ho fandanian’ny parlemantera ny lalàna mifehy ny fifandraisana.
Hamaky ny tohiny
