• Zoma 15 Jolay 2016
Politique.Raharaha politika amin’izao fotoana Mitaky ny fandraisan’andraikitry ny tanora

Hisy adihevitra mifantoka amin’ny fandraisan’anjaran’ny tanora amin’ny fiainam-pirenena anio izay hotanterahina eny amin’ny sampam-pianarana ambony momba ny politika na IEP etsy Ampandrana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2016
Politique.Frankôfônia Tombontsoa lehibe ho an’Antananarivo

« Mino isika fa ho tanteraka eto Antananarivo renivohitr’i Madagasikara ny fihaonana an-tampon’ny Francophonie hatao ny 26 sy ny 27 novambara ho avy izao ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2016
Politique.Guy Rivo Randrianarisoa “Ny fanambaniana anay depiote no tena tsy tantiko”

Mbola miteraka resabe eo anivon’ny tontolon’ny politika Malagasy tokoa ny fanapahan-kevitra samirery noraisin’ny Kestora III eny anivon’ny Antenimieram-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2016
Politique.Vehivavy Parlemantera Malagasy Hiady amin’ny tsy fahaiza-mamaky teny sy manoratra

Taorian'ny fifaranan'ny fihaonambe faha-42 an’ny « APF » ny talata 12 jolay 2016 lasa teo dia tonga nitsidika ara-pomba fifanajana ny filohan'ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré ireo solontenan'ny vehivavy Parlemantera Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2016
Politique.Federasion’ireo gadra politika Ilaina ny fampihavanam-pirenena

Mbola mitana ny heviny amin’ny maha zava-dehibe ny firosoana amin’ny fampihavanam-pirenena marina ny federasion’ireo gadra politika tarihan-dRakotomalala Henri na Riribe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2016
Politique.Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy Bokan-trosa 70 tapitrisa Ariary

Vaky ambatolampy ny trosa miavosa baben’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM).

Hamaky ny tohiny
FTT