- Talata 19 Jolay 2016
Politique.Rajaonarimampianina sy ny ekipany Tsy tokony hiverina eo amin’ny fitondrana intsony
Dieny izao dia efa tokony hihevitra sahady izay mendrika ho filohany manomboka amin’ny 2018 ny olom-pirenena tsirairay avy, hoy ny fanehoan-kevitr’i Lalatiana Ravololomanana filohan’ny antoko Manda ho an’i Gasikara
Hamaky ny tohiny
