Politique

Guy Rivo Randrianarisoa “Ny fanambaniana anay depiote no tena tsy tantiko”


  • Zoma 15 Jolay 2016

Mbola miteraka resabe eo anivon’ny tontolon’ny politika Malagasy tokoa ny fanapahan-kevitra samirery noraisin’ny Kestora III eny anivon’ny Antenimieram-pirenena,

 

Guy Célin Randrianarisoa Rivoniaina, teo anivon’ity fivoriana nitambarambe nataon’ity rafitra mpanao lalàna ity ka nitsipahany ny fandaniana ilay volavolana fehezan-dalàna mikasika ny serasera nampihetsika be ny tontolon’ity sehatra ity. Nambarany fa ny foto-kevitra nitondrana ny fandaniana iny volavolan-dalàna iny  teny Tsimbazaza mihitsy no tsy levon’ny vavoniny. Efa niasa mafy niari-tory tamin’ny alina be izahay tao amin’ny vaomiera nandinika sy nandany fehin-kevitra tamin’iny volavolan-dalàna iny nefa nilatsaka tampoka ny teny midina avy any ambony fa tsy azo raisina ny fanapahan-kevitr’io vaomiera io fa efa misy ny fehin-kevitra vonona tany ho any hoentina eo anivon’ny fivoriambe. Tena fanambaniana sy fanaovana tsinontsinona anay solombavambahoaka izany ka antony nitsipahako ny fandaniana an’iny volavolan-dalàna iny, hoy izy

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT