Politique

Raharaha politika amin’izao fotoana Mitaky ny fandraisan’andraikitry ny tanora


  • Zoma 15 Jolay 2016

Hisy adihevitra mifantoka amin’ny fandraisan’anjaran’ny tanora amin’ny fiainam-pirenena anio izay hotanterahina eny amin’ny sampam-pianarana ambony momba ny politika na IEP etsy Ampandrana

. Hanomboka amin’ny 2 ora tolakandro ny hetsika ary hihainoana ny hevitr’ireo mpanentana sy ny olom-pirenena rehetra izay ho avy eny an-toerana. Mila mifototra any amin’ny olom-pirenena tsirairay avy ny resaka raharaha politika sy ny adihevitra, hoy ny mpikarakara ahafahana miroso any amin’ny fampandrosoana ny firenena. Ireo tanora no tokony handray andraikitra be indrindra ka hampirisihana izy ireo ho tonga maro eny an-toerana.

Mirija   

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT