- Sabotsy 16 Jolay 2016
Politique.Lalàm-pamoretana ny serasera Any amin’ny HCC ny baolina
Nisaotra ireo rehetra nanohana azy ny mpanao gazety sy ny vondron’ireo tompon’orinasan-tserasera tamin’ny fanambarana iombonana navoakan’izy ireo omaly ary manameloka ny fandaniana farany an’ilay volavolan-dalàna mifehy ny fifandraisana nataon’ireo antenimiera roa,
Hamaky ny tohiny
