• Alakamisy 14 Jolay 2016
Politique.Solombavambahoaka Mahazoasy Asa masina ny fanaovan-gazety

Manoloana ny feo niely izay nilaza fa niantsy ady amin’ireo mpanao gazety ny solombavambahoaka sady filoha lefitry ny antenimieram-pirenena Mahazoasy Freddy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2016
Politique.Kaominina ambonivohitr’i Mahajanga Nesorina ny Ben'ny tanàna ?

Tezitra ny avy ao amin'ny mpanolotsaina monisipalin'i Mahajanga raha izy ireo no voatonontonin'ireo mpandray anjara tamin'ny fandaharana famohamandry tamina fahitalavitra tsy miankina iray ao Mahajanga omaly alarobia fa izy ireo no nanala ny Ben'ny tanàna Andriantomanga Mokhtar.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Politique.Fitondrana HVM Matahotra mafy ny mpanao gazety

Nifampiandry hatramin’ny farany ny mpanao gazety sy ny mpitandro ny filaminana omaly nanomboka teny Ankorondrano nisy ny foiben’ny Radio Antsiva nanaovana ilay diabe mangina ho fanoherana ny fandaniana ilay lalàna mifehy ny fifandraisana teny anivon’ny Antenimieram-pirenena ny zoma alina lasa teo ka hatreny amin’ny tsangambaton’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety eny Soarano

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Politique.CENI Feno ireo mpikambana 9

Feno tanteraka ankehitriny ireo mpikambana 9 mandrafitra ny vaomieram-pireena mahaleotena misahanany fifidianana na CENI satria dia nahavita ny fianianany omaly teny amin’ny fitsarana ambony

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Politique.Vahoaka sy Malagasy Teny filalaon’ny mpanao politika

Raikitapisaka amintsika eto Madagasikara mihitsy izany ankehitriny fa ny atao hoe politika dia fiadiana seza sy fifikirana amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2016
Politique.Fianakaviamben’ny Frankôfônia Velon’ahiahy amin’i Madagasikara ?

Nihaona tamin’ny filoha Hery Rajaonarimampianina teny Iavoloha omaly maraina Rtoa Michaelle Jean sekretera jeneralin’ny fikambanamben’ny Frankôfônia (OIF) niaraka tamin’Atoa Malick Sarr masoivohon’ny OIF eto amintsika

Hamaky ny tohiny
FTT