• Alakamisy 21 Jolay 2016
Politique.Filohan’ny Antenimierandoholona Nandray vahiny roa sosona indray

Nitsidika ara-pomba fanajana ny Filohan’ny Antenimierandoholona, Honoré Rakotomanana, ny Masoivohon’ny Repoblika Islamikan’ny Iran miasa sy monina eto Madagasikara, Manori Nik Mohammed, ny 19 jolay 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2016
Politique.Leader Fanilo Iray ary tokana, hoy ny birao nasionaly

Nifarana niaraka tamin’ny didim-pitsarana nivoaka ny zoma 15 jolay 2016 teo ny fifandroritana mikasika ny «Libéralisme Economique et Action Democratique pour la Reconstitution Fanilo»,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Politique.Fitsarana manokana momba ny hetra Hanapahan-doha an-dRavalomanana sy Rajoelina

Niato ny fandinihana sy fanapahana ilay volavolan-dalàna momba ny fitsarana manokana momba ny heloka ara-toekarena sy ara-ketra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Politique.Dama Mahaleo “Mivangongo eo amin’ny filoha ny fahefana”

Miha mikorosofahana hatrany ny toe-draharaha politika eto amintsika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2016
Politique.Raharaha «Leader Fanilo» Aoka izay ny disadisa, hoy i Reboza Cyrille

Nanamafy ny maha ara-dalàna ny birao nasionaly mpandrindra tarihan’ny filohany Rakotomamonjy Jean Max ny didim-pitsarana ady maika, hoy ny filohan’ny kaomisionina politika eo anivon’ny antoko Leader Fanilo Reboza Cyrille.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2016
Politique.Fa misy inona ? Miatrana am-bava-basy ny tafika

Tsy mandrimandry ny fanjakana manoloana ny toe-draharaham-pirenena, indrindra ny firongatry ny tsy fandriampahalemana manampy trotraka ireo hetsi-pitakiana nanao sesilany tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
FTT