Politique

Hetsiky ny mpanao gazety Mbola tsiambaratelo ny tohiny


  • Sabotsy 16 Jolay 2016

Nanatanteraka fivoriana indray omaly zoma 15 jolay ireo mpanao gazety izay manao ilay hetsika fitakiana fahafahana sy fahalalahana eo amin’ny sehatry ny serasera sy ny fampitam-baovao eto Madagasikara.

 Niteraka adihevitra nandritry ny ora maro ny resaka fitakiana ny fialan’ny minisitry ny serasera sy ny fangatahana fihaonana amin’ny praiminisitra sy ny filoham-pirenena mba hikatsahana hatrany izay mety ho marimaritra iraisana farany eo amin’ny mpitondra sy mpanao gazety mialoha ny tena hivoahan’ny didy tsy azo hivalozana ho fampiharana ity sata vaovao ity eo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana. Ny azo antoka aloha hatreto dia ny fanamelohana tamin’ny alalan’ny fanambarana izay nataon’izy ireo omaly ny fandaniana iny lalàna iny teny anivon’ny antenimierandoholona sy ny antenimieram-pirenena. Mbola azo lazaina ho tsiambaratelo ihany, araka izany, ny tena ho tohin’ny hetsika.

J.M

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT