• Alakamisy 04 Aogositra 2016
Politique.Jeneraly Desiré Ramakavelo Mampiahiahy ny fifandraisantsika amin’i Tiorkia

Valalanina ny jeneraly Ramakavelo Désiré Philippe nilaza ny heviny mikasika ny fifandraisana misy eo amin’ny firenena Malagasy sy Tiorka, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Niantso fiaraha-miasa sy fifanomezan-tanana

Natomboka omaly alarobia 3 aogositra 2016 ny fanamboarana ny lalana mampitohy an’Ambohimahasoa sy Fianarantsoa ka ny ampahan-dalana eo anelanelan’i Tsarafidy sy Iboaka mirefy 40 km mahery ary handaniana 12 miliara

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Politique.Fitakiana eto amin’ny firenena Lotoin’ireo mpikarama an’ady politika

Tsy misy fitakiana vanona intsony eto amin’ny firenena noho ny ataon’ireo mpanao politika sasany. Na hetsika madio aza dia lasa maloto ho azy noho ny afitsok’ireo mpanao politika mitady seza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Politique.Pastera Mailhol Tsy maintsy ho filoha

Na efa ho tapitra aza ny taona 2016 dia nanambara i pastera Mailhol fa mbola mitoetra hatrany ny faminaniana efa azony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Politique.Hetsiky ny mpanao gazety Nifanehatra tamin’ny emmoreg teny Ambohidahy

Tsy afaka niditra tao amin’ny tokotanin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) Ambohidahy ary tsy tonga akory teo amin’ny vavahady ny mpanao gazety mivondrona ao anatin’ilay hetsika ho amin’ny fahalalahana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Aogositra 2016
Politique.Tafaporitsaka i Lylison Efa lasa any Mayotte ?

Tsy hita hatramin’izao izay tena mangirana mikasika ilay asa fampihorohoroana niseho tetsy Mahamasina ny takarivan’ny fetim-pirenena farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT