• Talata 02 Aogositra 2016
Politique.Fanomanana ny Frankôfônia Kenda tanteraka ny fitondrana

Telo volana latsaka kely sisa dia higadona ny 22-27 novambra, fotoana hanatanterahana ny Fihaonana an-tampon’ny Frankofonia eto Antananarivo saingy tsy arakarak’izay ny fanomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2016
Politique.Vahoaka Malagasy Tsy mahatoky ny fitondrana intsony

Mitaraina amin’ny fahantrana lalim-paka ihany koa ny mponina any amin’ny faritra fa tsy ny eto an-drenivohitr’i Madagasikara irery.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Politique.Marc Ravalomanana « Tsy hitarika olona hidina an-dalambe aho »

Naneho ny heviny mikasika ireto fitakiana sy toe-draharaha mafampana sy niteraka adihevitra eto amin’ny firenena ny filoha teo aloha

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Politique.Fitondrana HVM Herim-pamoretana sisa ianteherana

Efa eo am-pialana aina ny fanjakana ankehitriny saingy mbola minia be hevitra mba hiarovana ny fahefana. Atao daholo izay tetikady maloto sy hevitra bontolo hahafahana mibodo io fahefana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2016
Politique.Tiako I Madagasikara Efa miomana ny amin’ny 2018

Nifamotoana tao amin’ny distrikan’Arivonimamo indray ny antoko Tiako I Madagasikara ny sabotsy 30 jolay 2016 teo.

Hamaky ny tohiny
FTT