Politique

Jeneraly Desiré Ramakavelo Mampiahiahy ny fifandraisantsika amin’i Tiorkia


  • Alakamisy 04 Aogositra 2016

Valalanina ny jeneraly Ramakavelo Désiré Philippe nilaza ny heviny mikasika ny fifandraisana misy eo amin’ny firenena Malagasy sy Tiorka, omaly.

Anisan’ny nahazo fanasana avy amin’ilay ivon-toeram-pikarohana Ravinala etsy Andavamamba izy ka nahafahany nitsidika ireo toerana mpanao asa soa miara-miasa amin’ity ivontoerana tantanana teratany Tiorka ity. Nahagaga azy ihany aloha ny nahare fa 14 taona izay no nisian’ity Institut Ravinala ity teto amintsika kanefa dia izao vao harenesana fa mamolavola mpampihorohoro, hono, ny Ravinala. Mampiahiahy kosa anefa, raha ny nambarany, ny fifandraisantsika amin’ity firenena silamo ity satria hafahafa avokoa na ny fahatongavan’ny fiaramanidina Tiorka teto, volana vitsivitsy izay, indrindra ny filazan’ny masoivohon’ity firenena ity fa misy mpampihorohoro eto.

J.M

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT