Politique

Hetsiky ny mpanao gazety Nifanehatra tamin’ny emmoreg teny Ambohidahy


  • Alakamisy 04 Aogositra 2016

Tsy afaka niditra tao amin’ny tokotanin’ny fitsarana avo momba ny lalŕmpanorenana (HCC) Ambohidahy ary tsy tonga akory teo amin’ny vavahady ny mpanao gazety mivondrona ao anatin’ilay hetsika ho amin’ny fahalalahana omaly.

Efa tsara ambin’ny mpitandro ny filaminana ny manodidina ny HCC vao maraina, ary nanontaniana sy nohadihadiana ny olona rehetra nifamoivoy teny. Teny ampitan’ny faritany Ambohidahy teo ambany fanaraha-maso hentitry ny emmo reg no nitoetra ireo mpanao gazety notarihan-dry Soava Andriamarotafika, Lalatiana Rakotondrazafy, Fetra Rakotondrasoa niaraka tamin’ny sorabaventy miantso ny HCC mba tsy hanaiky ilay lalàmpamoretana ny fifandraisana. Nanaovana antso manokana ny filohan’ny HCC Jean Eric Rakotoarisoa izay mpanao gazety rahateo moa. Manamafy ny mpanao gazety fa tena zava-doza io lalàna io ary tokony handray andraikitra ny HCC ary hanasokajy azy ho tsy manaja ny lalàmpanorenana ka tsy azo ampiharina fa mbola averina dinihana indray aloha.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT