Politique

Ségolčne Royal Tsy ho avy eto Madagasikara indray


  • Zoma 05 Aogositra 2016

Efa herintaona mahery no niketrehana ny fiavian’ny minisitry ny tontolo iainana, ny angovo ary ny ranomasina frantsay Ségolčne Royal eto Madagasikara.

 

 Tsy higadona eto amintsika indray izy ny sabotsy 6 aogositra izao. Feno loatra ny fandaharam-potoanany ka voatery nofoanana tamin’ny ora farany ny fitsidihana tokony ho notanterahany tany Mahajanga. Saika anton-diany moa ny hijery mivantana ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetr’andro ao amin’ny tanànan’Antrema, kaominina ambanivohitra Katsepy amin’ny maha tompon’andraikitry ny fifandraisana iraisampirenena momba ny toetr’andro frantsay azy. Tsara ny mampahatsiahy fa ity vadin’ny filoha frantsay François Hollande teo aloha ity no nanasonia sy nanome alalana ireo orinasa amerikanina roa Sapetro sy Marex hitrandraka etona sy solika amin’ireo nosy manodidina an’i Madagasikara.

Ramano F.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT