Politique

Harinaivo Rasamoelina Rehefa manaiky demokrasia dia tokony hanaiky ny fampiharana azy


  • Sabotsy 06 Aogositra 2016

Nihodinkodina fotsiny hatramin’izao ny raharaham-pirenena teto amintsika, araka ny fijerin’ny CST teo aloha Harinaivo Rasamoelina azy.

 

 Nohamafisiny ihany koa fa ny teo ihany no teo ary tsy azo hihodivirana fa tsy maintsy ny olona efa zatra teo amin’ny fitondrana no miditra amin’ny fiovana sy ny fanovana ny rafitra misy eto amintsika. Manana ny heveriny fa mety hitondrany ny firenena ny mpitondra kanefa dia manana zo hitsikera sy hanohitra koa ny mpanohitra ary rehefa halohalika ny ranombary mikasika ny loza mitatao amin’ny firenena dia tokony ho laharam-pahamehana ny fiverenana miresaka an-databatra boribory. Izany no hanaovana antso avo amin’ny filoham-pirenena ankehitriny satria matoa manaiky demokrasia dia tokony hanaiky ny fampiharana azy koa, hoy izy.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT