Politique

Organes Rakotomihantarizaka “Tsy maintsy hidina an-dalambe aho”


  • Alakamisy 11 Aogositra 2016

Tazana teny amin’ny Live Hotel Andavamamba omaly nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety nataon’ny AFP ny minisitry ny filaminam-bahoaka

 

tamin’ny tetezamita farany teo, Organes Rakotomihantarizaka. Naneho ny heviny tamin’ireo mpanao gazety tonga teny an-toerana izy ary nilaza fa nisy ny niantso azy mba hijoro amin’ny maha Raiamandreny ny tenany ka izay no antony nahatongavany teny an-toerana. Nomarihany fa tsy mitaky ny ho eo amin’ny fitondrana ny tenany  fa mijoro amin’ny fahamarinana manoloana ny tsy rariny mitranga eto amin’ny firenena. Tsy matahotra ny higadra ihany koa fa tsy maintsy hidina an-dalambe na inona na inona mitranga.


Faralahimatoa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT