Politique

Depiote TIM Boriborintany faha-6 Manampy ny tanora ao anaty fialantsasatra


  • Alakamisy 11 Aogositra 2016

Ambaran’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara fa ao anatin’ny antsoina hoe “Vacances parlementaires” ry zareo anketriny. Ankoatra ireo nanatanteraka ny tatitra ho an’ny vahoaka nifidy azy avy ary araka ny voafaritry ny lalàna,

 dia tsy vitsy koa ireo manolo-tanana ny vahoaka mivantana amin’izao fotoam-pahasahiranany izao toy ny depiote TIM, Rasoanoromalala Horace voafidy teny amin’ny Boriborintany faha-6 teto Antananarivo Renivohitra, izay nisafidy ny nanampy ireo tanora eny anivon’ity boriborintany ity tamin’ny fanolorana azy ireo ny amboara natolotra tamin’ny “tournoi” baolina kitra nokarakarain’ny fikambanana Firaisankinan’Ambohimanarina tany amin’ny Kianja Heerje Anosivavaka ny faran’ny herinandro teo. Tsy nanampy ireo tanora fotsiny Rtoa depiote fa nirotsaka an-tsehatra niaraka nanao “zumba” niaraka tamin’ireo tanora koa.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT