Politique

Hetsika tsy misy fahazoan-dalana Efa lasa lamaody eto an-drenivohitra


  • Alakamisy 11 Aogositra 2016

Maro ny hetsika voalaza fa tsy nahazoan-dalana naparitaky ny Emmoreg. Maro tamin’izy ireny no tsy nahazoana tokoa. Ny sasany kosa nanalasala ireo mpanara-baovao hatrany.

Misy kosa indray anefa ireo sahy nilaza mazava mihitsy fa tsy haka alalana satria matetika tsy mahazo na mangataka aza. Anisan’ireny ny hetsika Aro riaka sy ny AFP  izay vao nanao fanambarana omaly. Ho an’ny tany demokratika, tsy fangatahana alalana no tokony hatao fa fampitam-baovao ho an’ireo manampahefana fa hanao hetsika fotsiny.  Ny fepetra tokony horaisin’ny fitondram-panjakana dia ny mamela malalaka ny vahoakany haneho hevitra ary manolotra toerana ahafahan’izy ireo manao ny hetsiny ,manara-maso ny zava-drehetra ny mpitandro filaminana, misambotra ireo izay mihoa-pefy.tsy tokony hadinoina fa ny fangejana diso tafahoatra no mahatonga fitraorana matetika.

Faralahimatoa

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT