• Alarobia 17 Aogositra 2016
Politique.Madagasikara Mbola arahan’ny SADC maso akaiky

Nalefan’ny Sadc aty Madagasikara mba hijery ny toe-draharaha ara-politika sy ara-toekarena eto amin’ny firenena Atoa Joachim Chissano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Politique.Hetsika Rohy Vonon-kanampy ny fitondrana

Nisy ny fanasoniavana ny dinam-piaraha-miasa nifanaovan’ilay hetsiky ny fiarahamonim-pirenena Rohy na ny rindran’ny olom-pirenena hiarovana ny iaraha-manana tamin’ny fikambanana iraisam-pirenena Transparency International,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Politique.Pastera Joseph Radimilahy “Tokony hahay handini-tena ny tsirairay”

Tsy misy zavatra izay nolazain’Andriamanitra ka tsy ho tanteraka eto amin’ny firenena, hoy ny pastera Joseph Radimilahy, tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny Fiangonana Fifohazam-Panahy ara-tSoratra Masina na ny FFPSM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Aogositra 2016
Politique.Dr Jean Louis Robinson Hapetraka ofisialy ho Ben’ny tanàna Ampasikely

Hotanterahina ny zoma 19 aogositra izao ny lanonana hametrahana amin’ny toerany ny Ben’ny tanànan’Ampasikely, Distrikan’Amparafaravola an’i Dr Jean Louis Robinson.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2016
Politique.Fa misy inona ? Tonga indray ny SADC

Eto Madagasikara hatry ny omaly ny filoha mozambikanina teo aloha, Joachim Chissano. Mangingina tsy nahenoana fampandrenesana mialoha toy ny fahita hatrizay ny fahatongavany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aogositra 2016
Politique.Eric Randrianaivo Tsy hihemotra amin’ny tolona ny AFP

Tonga ny fotoana izay handraisan’ny vahoaka Malagasy fanapahan-kevitra sy hanehoana firaisankina hilazan’izy ireo mivantana ny olana sy ny fahasahiranana, indrindra ny tsy fahandriampahalemana mianjady amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, hoy Atoa Eric Randranaivo mpikambana ao amin’ny AFP na ny Antso ho an’ny Fanavotam-Pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT