Politique

Mpanao gazety zokiolona Mitovy ny adintsika sy ny Kaomorianina


  • Sabotsy 13 Aogositra 2016

Efa lany eo anivon’ny firenena mikambana, hoy ny solontenan’ireo mpanao gazety zokiolona, omaly, fa antsika ireo nosy manodidina antsika raha nanazava tamin’ireo mpanao gazety tonga teny ambatonakanga mikasika ny fifandraisan’ny raharaha îles éparses sy ny nosy Mayotte.

  Tsy maintsy mitaky an’io isika. Mifandray ny tantaran’i Madagasikara sy kaomoro. Be dia be ireo mpiasam-panjakanantsika efa niasa tany. Saika avy any avokoa no nipoiran’ireo olomangan’ny firenena, toy ny dokotera sy mpampianatra. Izany rehetra izany, araka ny fanazavan’ity mpanao gazety zokiolona sady mpahay tantara ity no antony hanampian’izy ireo ny kaomorianina mba hitolomana amin’ny hiverenan’ny tanin’izy ireo.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT