- Zoma 26 Aogositra 2016
Politique.Pety Rakotoniaina Tonga masiaka
Nifoha tamin’ny torimasony i Pety Rakotoniaina, filohan’ny antoko Tambatra sady mpitarika ny APRN (Alliance pour la Paix de la Refondation de la Nation).
Hamaky ny tohinyNifoha tamin’ny torimasony i Pety Rakotoniaina, filohan’ny antoko Tambatra sady mpitarika ny APRN (Alliance pour la Paix de la Refondation de la Nation).
Hamaky ny tohinyRoa volana katroka anio 26 aogositra, izao no nitrangan’ilay asa fampihorohoroana nahafatesana olona telo sy naharatrana olona valopolo mahery, nandritry ny takarivan’ny andro nankalazana ny faha-56 taona nitsingerenan’ny fahaleovantena tetsy Mahamasina.
Hamaky ny tohinyMiaiky ny Tanora Malagasy Miroso (TAMAMI), tarihin’ny filohany Samihary Floriot omaly fa mandia lalan-tsarotra ny firenena ankehitriny.
Hamaky ny tohinyToe-javatra tsy dia fahita indray no nisy tato ho ato dia ny fahitana olon-tsy fantatra mijoro hitarika vahoaka toy izay niseho teny Analakely ny 19 aogositra.
Hamaky ny tohiny“Tsy misy zavatra ratsy nataon’ny loholona Lylison René de Rolland teto anivon’ny Antenimierandoholona”, hoy ny Kestora I, Abdirassoul Mohamed Mourad
Hamaky ny tohinyManoloana ny fihetsiketseham-panoherana nataon’ireo mpivarotra tsy ara-dalàna mandà ny fanadiovana ataon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra omaly dia mahalasa ny eritreritra ny fahitana azy.
Hamaky ny tohiny