Politique

Fiarahamonim-pirenena Fiafenan’ny mpanohitra ?


  • Alarobia 31 Aogositra 2016

Any amin’ny fiarahamonim-pirenena no iafenan’ireo mpanohitra, araka ny fanazavan’ny mpandinika politika, Toavina Ralambomahay.

 

 Raha ny niatombohan’ny hetsi-bahoaka teto Madagasikara dia saika niainga tamin’izay fitabatabana tany anaty fiarahamonim-pirenena izay hatrany. Ho hita eo anefa, raha mbola hitovy amin’ny zava-nitranga teo aloha no hisy, izany hoe : niatomboka tamin’ny tabataba tahaka izao, nitohy tamin’ny fidinana an-dalambe ary niafara tamina fanonganana fitondrana. Mahatsapa ity mpandinika politika ity fa miha marefo amin’izao fotoana izao ny antoko mpanohitra eto amintsika. Hatreto anefa, hoy izy, dia mbola Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina no tompon’Antananarivo satria ny vadin’itsy voalohany no Ben’ny tanàna am-perinasa amin’izao fotoana ary ny iray Ben’ny tanàna talohany.

Faralahimatoa  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT