Politique

Sylvain Rabetsaroana “Hitsapa hery izahay”


  • Alakamisy 08 Septambra 2016

55 eo amin’izao fotoana izao no isan’ireo vondrona sy antoko politika manatevin-daharana ny hetsika Malagasy Mivondrona ho an’ny Fanorenana,

mijoro hanohitra ny fitondrana mijoro ankehitriny, hoy ny filoham-boninahitry ny antoko PNJ Mazava, Sylvain Rabetsaroana. “Hitsapa hery voalohany” izy ireo ny sabotsy izao raha ny fanazavan’ity kandida tamin’ny fifidianana filoham-pirenena 2013 ity, saingy mbola hifampidinihan’izy ireo ny toerana hanaovany azy. Naneho ny heviny mikasika ny zava-nitranga tetsy Andohatapenaka ihany koa ity filohan’antoko ity, omaly, raha nanotrona ny fankalazana ny fampahafantarana voalohany ny gazety free news. Efa misy fiara mahazo mandehandeha amin’izao tsy manara-dalàna intsony, hoy izy, izany amin’izao eto amintsika ka raha hidongy hanao toy izany daholo ny olona dia ahoana ?

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT