• Alatsinainy 12 Septambra 2016
Politique.Ny Filoha tany Antsohihy Nikaroka an’i Lylison ?

Nidina nitsapa rano tany Sofia ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina. Te hahafantatra aho, hoy izy tao Antsohihy ny sabotsy 10 septambra teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2016
Politique.Vondron’ny mpanohitra Hanentana isam-pokontany

Maro amin’ny Malagasy amin’izao fotoana izao no tena sahirana, hoy ny avy anivon’ny Malagasy Mivondrona ho amin’ny Fanorenana ifotony (MMF) izay hivondronan’antoko sy vondrona politika maromaro manohitra ny fitondrana ankehitriny raha nivory voalohany tetsy Andrefanambohijanahary ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2016
Politique.Mpanao politika Mikaoty ny eny ifotony indray

Herintaona sy volana vitsivitsy sisa dia higadona ny taona 2018. Serintseriny daholo indray ny ankamaroan’ny mpanao politika mitilitily seza rehetra aorian’ny fifidianana filoham-pirenena atsy ho atsy,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Politique.Fampandrosoana an’i Madagasikara Mila mpanam-bola tia tanindrazana

Voasokajy ho firenena mahatra indrindra eto ambonin’ny tany i Madagasikara. Mila ovana ny resaka fitsinjaram-pahefana sy ny fampiasam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Politique.Pierrot Rajaonarivelo Misavoritaka ny raharaham-pirenena

Mazava tsara ny antsoina hoe « alternance democratique », hoy ny filohan’ny antoko MDM, Pierrot Rajaonarivelo, raha nilaza ny fahitany ny raharaham-pirenena ankehitriny izy omaly, raha nanatrika ny famoahana ireo diplomaty vaovao tetsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Septambra 2016
Politique.Marc Ravalomanana Lasibatry ny sotasota politikam-panjakana

Tsy mitsahatra ny manentana ny mpiara-belona hampisy ny fitoniana sy ny filaminana ny mpitondra fanjakana Malagasy. Fitondran-tena mifanohitra amin’izay kabary hataony hatrany anefa no hasehon’izy ireo eny anivon’ny fiaraha-monina.

Hamaky ny tohiny
FTT