• Alarobia 14 Septambra 2016
Politique.Fanomanana fifidianana Nahazo 2,3 miliara Ariary ny CENI

Nosoniavina omaly teny amin’ny foiben’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI eny Alarobia,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2016
Politique.Ben’ny Tanàna – Distrika Ambatolampy Mitaraina ho tsy mahazo “subvention”

Tonga nitaraina tamin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona Honoré Rakotomanana tetsy amin’ny Lapan’Anosikely omaly talata 13 septambra 2016,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2016
Politique.Fikambanana AV7 Hatao fitaovana politika foana ve ?

Efa tena mahavalalanina ny maro ny toe-draharaha sy ny zava-misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2016
Politique.Loholona Betina Bruno Ampy izay ny fivoriana, fampiharana izao

Raha hanao dinika politika eny amin’ny CCI Ivato dia avy eo mamoaka fehin-kevitra sy ny karazan’ny toy izany foana dia efa be izay vita izay, hoy ny loholona Betiana Bruno

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2016
Politique.Datim-pifidianana Tsy an’ny CENI ny fanapahan-kevitra

Nitsotra ny filohan’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2016
Politique.Depiote Mapar Nina Ahiahiana ho mitahiry milisy ?

Ny nahavitan’ny Idibe na Fetin’ny sorona ataon’ny mpino Silamo no ela dia nanaovan’andian’olona misaron-tava sady mirongo basy latsak’alina ny tranon’ny solombavambahoaka, voafidy tao Mahajanga I, Rahantanirina Lalao na Nina tetsy 67ha.

Hamaky ny tohiny
FTT