• Talata 13 Septambra 2016
Politique.Rajaonarimampianina Misolelaka any Frantsa

Any Paris renivohitr’i Frantsa nanomboka omaly alatsinainy 12 septambra ny filoha Hery Rajaonarimampianina. Anton-diany, araka ny fampitam-baovao ofisialy, ny fanatrehana ny «

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Politique.Fikambanana manohana ny ara-dalàna Manohitra ny fanonganam-panjakana

Taorian’ny vaovao niely ny amin’ny mety hisian’ny hetsika hitaomana ny vahoaka hidina an-dalambe hanoherana ny fanjakana mijoro amin’izao dia nivoaka tamin’ny fahanginana ny fikambanana Manohana ny ara-dalana tarihin-dRaveloson Constant.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Politique.James Ratsima “Sarin’ady politika no misy eto”

Nambaran’i James Ratsima araka ny resaka nifanoavana taminy omaly fa sarin’ady avokoa io ataon’ny mpitondra fanjakana sy ny mpanohitra amin’izao fotoana io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Politique.Mpanao politika Mikaoty ny eny ifotony indray

Herintaona sy volana vitsivitsy sisa dia higadona ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2016
Politique.Fandraisana ny Frankofonia Mihaingo ambony tsikoko ny fanjakana

Na tsy misy tokotaniny aza ny fandraisantsika ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia dia tsikaritra ny fandraisan’andraikitra mitanila ataon’ny fanjakana amin’ny alalan’ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa manodidina ny toerana hanatanterahana ity fihaonana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2016
Politique.Praiminisitra Solonandrasana Tsy manam-pahefana intsony ?

Samy manana ny fomba fijeriny manoloana ny raharaha Andohatapenaka ny rehetra, anisany ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny
FTT