- Zoma 16 Septambra 2016
Politique.Demokrasia inona ?
Fanjakana demokratika i Madagasikara. Hirahira faheno hatramin’ny nanomezana ny fahaleovantena antsika no ho nankaty io.
Hamaky ny tohinyFanjakana demokratika i Madagasikara. Hirahira faheno hatramin’ny nanomezana ny fahaleovantena antsika no ho nankaty io.
Hamaky ny tohinyVahinin’ny fahitalavitra Frantsay TV5 monde nandritra ny 15 minitra ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina halina nanomboka tamin’ny 8 ora sy sasany ora eto amintsika.
Hamaky ny tohinyNanao jery todika ireo asa vitany nanomboka ny volana jolay 2015 no nakanty omaly ny Incipals ka lohahevitra nentina niasa tamin’izany ny hoe : “Fiarahamonina sy haino aman-jery, mivoy filaminana sy fitoniana ary mamporisika ny fandraisan’anandraikitry ny olom-pirenena”.
Hamaky ny tohinyAntomotra ny 22-27 novambra, fotoana handraisan’i Madagasikara ny andiany faha-16 amin’ny Fihaonana an-tampon’ny Frankofonia kanefa tsy mbola misy zavatra matotra ny fanomanana rehetra raha ny fahitana azy ankehitriny.
Hamaky ny tohinyEfa tomombana 90% ny fanomanana ny Comesa ary 60 ka hatramin’ny 70% ny frankofonia, hoy ny minisitry ny fanajariana ny tany, Narson Rafidimanana, omaly, tetsy Antaninarenina.
Hamaky ny tohinyManaja sy mankato tanteraka ny fanjakana mijoro ara-demokratika sy ny sata repoblikanina ny antoko Tiako I Madagasikara.
Hamaky ny tohiny