Politique

Loholona Betina Bruno Ampy izay ny fivoriana, fampiharana izao


  • Alarobia 14 Septambra 2016

Raha hanao dinika politika eny amin’ny CCI Ivato dia avy eo mamoaka fehin-kevitra sy ny karazan’ny toy izany foana dia efa be izay vita izay, hoy ny loholona Betiana Bruno

, raha nanatrika ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasan’ny  CENI sy ny PNUD tetsy Alarobia, omaly izy. Ny eo amin’ny lafiny fanatanterahana amin’izay, hoy ny tenany, izao no tokony himasoana. Amin’ny fivoriana ara-potoan’ny parlemanta manaraka eo, hoy izy, dia hinoako fa hipetraka amin’izay ny komitin’ny fampihavanam-pirenena izay tantanan’olona manana fahaizana amin’izany. Efa ao anaty lalàmpanorenana isika, hoy hatrany ny tenany, ary notenenina tao anatin’ny tondrozotra ny mikasika io komitin’ny fampihavanana io ka heveriko fa ao no tokony ho fototra hiaingan’izay fanatanterahana izay. Mila hery fanatanterahana na “force executoire” izay mifototra amin’ny lalàmpanorenana sy kendren’ny ravin-dalana isika, hoy izy.


Faralahimatoa

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT