• Alatsinainy 26 Septambra 2016
Politique.Fanavotana ny Firenena Miandry an’i Dada ny Malagasy

Samy variana amin’ny adilahy eto an-drenivohitra ny ankamaroan’ireo mpanao politika eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Septambra 2016
Politique.Hajo Andrianainarivelo « Sambory izahay ! »

Rarana ny malagasy hanangana Madagasikara matanjaka, hoy ny filohan’ny antoko Malagasy Miara-Miainga raha naneho hevitra teny Andrefanambohijanahary tamin’ny sabotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Septambra 2016
Politique.Pety Rakotoniaina Nokarohina fa tsy tratra

Tantara mitohy ny adin’i Riana Andriamandavy VII sy Pety Rakotoniaina. Ny fironana politika nisy an’itsy voalohany no niovaova fa ny tsy fifankahazoan’izy roalahy mitohy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Septambra 2016
Politique.Fitondrana Rajaonarimampianina Voafandrika indray

Miha mahazo aina tsikelikely ny hetsik’ireo mpanohitra ny fitondrana ankehitriny ary setrin’io dia miha ratsy endrika ny fitondrana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Septambra 2016
Politique.Hetsika MMF Tsy tafiditra teny Mahamasina

Fihaonambe no nokasainay hatao tao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, hoy ny mpitondra tenin’ny hetsika MMF na ny Malagasy mivondrona ho amin’ny fanorenana, ny sabotsy teo

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Septambra 2016
Politique.Tontolo politika Romotra ny MAPAR

« Tsy rariny ary lavin’ny vondrona Mapar ny fangoronana ny haren’ny malagasy ».

Hamaky ny tohiny
FTT