Politique

Fitondrana Rajaonarimampianina Voafandrika indray


  • Alatsinainy 26 Septambra 2016

Miha mahazo aina tsikelikely ny hetsik’ireo mpanohitra ny fitondrana ankehitriny ary setrin’io dia miha ratsy endrika ny fitondrana

. An-jatony maro ireo mpitandro ny filaminana nahetsika ny sabotsy teo mba hanakanana ny hetsika saika notontosain’ny avy eo anivon’ny Malagasy Mivondrona ho an’ny Fanorenana (MMF) tao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina. Vao maraina dia efa nohodidinin’ny mpitandro ny filaminana ny kianja mitafo ary efa nihaodihaody teny Ambohijatovo sy Anosy izy ireo. Tsy azo notontosaina teny amin’ny kianja mitafo ilay famoriam-bahoaka ka nanapa-kevitra ireo mpitari-tolona fa hafindra teny Andrefanambohijanahary. Ny zava-nitranga dia mbola nanaraka hatrany ireo mpitandro ny filaminana ary dia rakotra azy ireo koa teo ivelan’ny kianja. Azo lazaina fa voafandrika ihany ny fitondram-panjakana satria dia afaka naka ny fon’ny vahoaka indray ny mpanohitra tamin’iny fotoana iny tamin’ny alalan’ny filazan’izy ireo fa toy ny mamita-bahoaka izy ireo kanefa voahelingelina.

Mirija  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT