- Sabotsy 24 Septambra 2016
Politique.Fifidianana Vonona ny TIM
Ao anatin’ny heriny tanteraka ny antoko Tiako i Madagasikara amin’izao fotoana ary vonona amin’ny fifidianana rehetra hatao eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny heriny tanteraka ny antoko Tiako i Madagasikara amin’izao fotoana ary vonona amin’ny fifidianana rehetra hatao eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohinyEfa mizotra tsara ny fanadihadiana, hoy ny depiote Nina, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Ambodivona izy omaly mikasika ilay raharaha nahavoarohirohy azy ho manafina olon-dratsy
Hamaky ny tohinyTsy azo hihodivirana intsony ny fifampiresahan’ny samy Malagasy amin’ny fanavotana ny fiainam-pirenena ankehitriny, hoy ry zareo ao amin’ny antoko Marina novakian’ny mpandrindra nasionaliny, Ranaivoson Désiré, tetsy amin’ny Pavé Antaninarenina omaly.
Hamaky ny tohinyMpivory any an-tranon’olon-tsotra tao Beravina-Fianarantsoa noravan’ny “Gros bras”, roboka hatramina polisy mpiambina manokana Loholona iray, ny mitaky ampahibemaso teny Soamahamanina iharan’ny herim-pamoretana sy ataon’ny Emmo-Reg hazalambo.
Hamaky ny tohinySomary nahatsikaiky ihany ny nieritreritra ny zava-niseho teny amin’ny haino aman-jery Viva nanomboka ny alakamisy alina teo
Hamaky ny tohinyIaraha-mahita ny savovoro ara-politika sy ara-tsosialy eto amin’ny firenena ankehitriny.
Hamaky ny tohiny