• Alarobia 28 Septambra 2016
Politique.Hery Rajaonarimampianina Efa manao propagandy

Nifangaro tanteraka ny politika sy ny fanabeazana tany Toamasina. Mazava ny resaka fa manana eritreritra hanao fitaovana politika ny fampianarana indray ny mpitondra HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2016
Politique.Dinika ho fanavotam-pirenena Tena ho sarotra, hoy ny DFP

Naneho ny heviny tetsy Antaninarenina mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny mikasika ny fanatanterahana ilay

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2016
Politique.Harinaivo Rasamoelina Aoka izay ny fanenjehana !

Fantatray ny olanareo, hoy ny mpanao politika, Harinaivo Rasamoelina, raha naneho hevitra tamin’ny mpanao gazety tetsy Antaninarenina, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Septambra 2016
Politique.May ny tanàna Ny mpitondra mirevy

Any Toamasina nanomboka omaly alatsinainy antoandro ary hiverina ny alarobia 28 septambra ny mpitondra fanjakana rehetra eto Madagasikara ao anatin’ny fahefana mpanatanteraka dia ny filoham-pirenena, ny praiminisitra ary ny mpikambana rehetra ao anatin’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Septambra 2016
Politique.« Gros bras » Fitaovan’ny mpitondra

Nangingina tsy nisy tohiny ilay barofo natao amin’ireo mpikamban’ny hetsika MMF (Malagasy Mivondrona ho amin’ny Fanorenana ifotony) tao Beravina Fianarantsoa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Septambra 2016
Politique.Manandafy Mahery Lanto “Tokony hitandrina ny mpitondra”

“Tokony hitandrina ny mpitondra fanjakana manoloana ny toe-draharaha misy eto Madagasikara”, hoy i Manandafy Mahery Lanto.

Hamaky ny tohiny
FTT