• Sabotsy 24 Septambra 2016
Politique.RMTF “Manomboka voailika ny Malagasy.”

Nivory mangina tetsy 67 ha ry zareo avy eo anivon’ny Rodoben’ny Malagasy tia tanindrazana ho an’ny fanovana ifotony na ny RMTF ny alakamisy 22 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2016
Politique.HVM – MAPAR Raikitra ny rombo

Izay no vita fa vaky tanteraka ny ady eo amin’ny HVM sy ny MAPAR.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2016
Politique.“Gros bras” manao barofo Senatera no atidoha

Mivoatra ny vaovao manodidina ny herisetra nataon’ny andiana “Gros bras” tamin’ireo mpikambana ao amin’ny hetsika MMF (Malagasy Mivondrona ho an'ny Fanorenana ifotony»

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2016
Politique.Fihaonamben’ny Frankofonia Tsy hanam-paharoa

Efa tamin’ny andron’ny praiminisitra Kolo Roger no nandeha ny fampitam-baovao fa ny Hopitaly manarapenitra eny Andohatapenaka no handraisana ireo tsy salama amin’ireo mpandray anjara amin’ny fihaonamben’ny frankofonia amin’ny volana novambra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2016
Politique.Sakoroka tany Soamahamanina 1 naratra, 2 voasambotra

Araka ny efa nampoizina, nifanjevo tanteraka ny tany Soamahamanina nandritra ny fitakiana nataon’ny vahoaka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2016
Politique.Jeneraly SOJA Diso fanantenana amin’ity fitondrana ity

Niala tamin’ny fahanginany ny jeneraly Soja. Tsy nisorona ity jeneraly misotro ronono eo anivon’ny zandarimaria ity tamin’ny fanehoan-keviny mahakasika ny zava-misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT