Politique

Hajo Andrianainarivelo « Sambory izahay ! »


  • Alatsinainy 26 Septambra 2016

Rarana ny malagasy hanangana Madagasikara matanjaka, hoy ny filohan’ny antoko Malagasy Miara-Miainga raha naneho hevitra teny Andrefanambohijanahary tamin’ny sabotsy.

Efa hatry ny marainan’io fotoana io no nolazaina fa hosamborina ny lohandohan’ny mpisorona amin’ny fitarihana ny tolona izay iraisan’izy ireo ao anatin’ny malagasy mivondrona ho amin’ny fanorenana na MMF. Vonona izahay ho samborina satria tanindrazana no arovana. Tsy niahotra moa ity mpanao politika ity nilaza hoe : « Efa ireto izahay dia sambory ary ! ». Namaranany ny teniny ny fanaovana antso avo amin’ny fitondram-panjakana ny amin’ny tokony hamoahany ny naman’izy ireo voasambotra tany Soamahamanina.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT