• Talata 04 Oktobra 2016
Politique.Fikarakarana fifidianana Manjavozavo ny fahefan’ny CENI

Mandeha etsy Anosy amin’izao fotoana izao ny atrikasa manokana iarahana amin’ireo antoko politika 190

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2016
Politique.Fanoloram-bahaolana ho an’ny firenena Famonoana sy fandrahonana no setriny

Sesilany ny fanehoan-kevitra manoloana ny tsy fandehanan’ny raharaham-pirenena. Nitondra ny heviny momba izany Atoa Rakotomalala Henri na Riribe, Filoha nasionalin’ny gadra politika omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2016
Politique.Fifidianana Filoha Hafotaka ny amin’ny 2018

Hatreo aloha dia i Marc Ravalomanana no efa nanambara tamin’ny fomba ofisialy ary efa namerimberina ny maha kandida azy amin’ny fifidianana filohampirenena amin’ny 2018, tsy olana aminy koa na aroso aza ny daty, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2016
Politique.Tsara ho fantatra

Mialoha ny fahataperan’ny fotoam-piasan’ny filoha am-perinasa no tanterahana ny fifidianana filoham-pirenena fa tsy aoriana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2016
Politique.TIM Imerintsiatosika Hamerina an’i Dada eo amin’ny fitondrana

Manetsika ireo mpikambana eny ifotony ny Tiako i Madagasikara manomana ny fiatrehana ny fifidianana ho avy, lehibe amin’izany ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny taona 2018 hamerenana an’i Marc Ravalomanana eo amin’ny fitondrana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2016
Politique.Governemanta Misy mifanipa-kevitra

Mahalasa fisainana ihany tato ho ato ireo lahateny ampahibemaso na valin-teny nataon’ireo minisitra na mpiara-miasa akaiky amin’izy ireo manoloana ny zava-misy lalovan’ny firenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT