- Alakamisy 29 Septambra 2016
Politique.Adin’ny HVM sy MAPAR Dadavalo no vahaolana
Tompondaka amin’ny fanenjehana sy ny fanilihana, eny fa na dia ireo niara-dia taminy aza ny fitondran’ny HVM kanefa tsy mahavita na inona na inona
Hamaky ny tohinyTompondaka amin’ny fanenjehana sy ny fanilihana, eny fa na dia ireo niara-dia taminy aza ny fitondran’ny HVM kanefa tsy mahavita na inona na inona
Hamaky ny tohinyEfa ela ihany ny nilazana fa andron’ny fihavanana izao. Efa fotsy rora ihany koa ireo mpitondra fivavahana niantso hihavana.
Hamaky ny tohinyArakaraka ny hihemoran’ny dinika ho an’ny fanavotam-pirenena no mahatonga saina ny Malagasy, hoy ny avy eo anivon’ny hetsika politika dinika ho an’ny fanavotam-pirenena na DFP, raha nihaona tamin’ny mpanao gazety izy ireo ny talata teo.
Hamaky ny tohinyEfa resaka nandeha teto amin’ny firenena ny tokony hanaovana fifidianana mialoha ny fotoana noho ny fahitan’ny ankamaroan’ny mpanaraka ny raharaham-pirenena sy mpanao politika, indrindra fa ny mpanohitra fa tsy mahazaka fitondrana intsony ny mpitondra ankehitriny
Hamaky ny tohinyIzay tsy manao trafika sy kolikoly eto no adala ? Izay tratra toa tafaporitsaka, mitsotsotra any ivelany any avokoa.
Hamaky ny tohinyManondrana ny naman’ny filoham-pirenena fony izy tsy teto, hoy ny filohan’ny afo sendikaly, Ratolojanahary Maharavo na Doudou, raha naneho hevitra teny Antaninarenina, omaly,
Hamaky ny tohiny