- Alarobia 05 Oktobra 2016
Politique.Alain Ramaroson Marary mafy ao Antanimora
Ny datim-pitsarana tsy voafaritra, izy anefa marary ao am-ponja. Misedra fahasahiranana i Alain Ramaroson, eny hatramin’ny fianakaviana aza.
Hamaky ny tohinyNy datim-pitsarana tsy voafaritra, izy anefa marary ao am-ponja. Misedra fahasahiranana i Alain Ramaroson, eny hatramin’ny fianakaviana aza.
Hamaky ny tohinyMisafotofoto ny fiainana ara-politika eto Madagasikara, hoy Ihanta Randriamandranto, mpikamban’ny antoko Teza, no sady minisitry ny fiompiana teo aloha,
Hamaky ny tohinyNitondra ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena ankehitriny ny Fikamban’ny Vahoaka Malagasy Miavo-tena (FVMM) tamin’ny alalan’ny filohany Taf’s Ramahafadrahona omaly.
Hamaky ny tohinyNanambara ireo mpanao politika mivondrona ao anatin’ny TFI na ny Tolona Fanorenana Ifotony fa hisy ny atrikasa izay atao ny zoma izao hametrahana ny rafitra fanorenana ifotony eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohinyOlo-mosare na hoe noana ireo misora-tena ho mpanohitra eto amintsika ankehitriny ireo, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas voafidy tany Betroka, satria olona efa teo amin’ny fitondrana daholo izy ireo fa very seza ka malahelo izany.
Hamaky ny tohinyMibaribary ankehitriny ny fananan’ny vondrona Mapar ahiahy amin’ny asan’ny Vaomiera manokana misahana ny fifidianana (CENI). Manontany tena ity vondrona ity hoe miankina amin’iza ny voamiera izay ambara fa mahaleotena, raha ny fanehoan-kevitr’Atoa Pierre Houlder omaly.
Hamaky ny tohiny