• Alakamisy 06 Oktobra 2016
Politique.Dada sy Neny Asa fa tsy resa-be

Manomboka izao dia afaka mitondra ny anjara birikiny mivantana amin’ny fanarenana ny Renivohitr’i Gasikara miaraka amin-dRtoa vadiny Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2016
Politique.Minisitry ny serasera Ratsy toerana ihany koa

Anisan’ny niady mafy tamin’ny fametrahana ilay lalàna mifehy ny serasera izay tsy ankatoavin’ny haino aman-jery maro eto amin’ny firenena ny Minisitry ny serasera ankehitriny Andrianjato Vonison sy ny Tale kabinetrany dia Atoa Nivo Ratiarison.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2016
Politique.Depiote Ravahimanana Guillaume Nitodidoha amin’ny vahoakan’i Soamahamanina

Iray amin’ireo olona voatonontonona fa mpomba ireo teratany sinoa avy amin’ny orinasa Juxing Mines mikasa hitrandraka ao anatin’ny fotoana maharitraritra ihany any amin’ny tanànan’i Soamahamanina ny depiote TIM Ravahimanana Guillaume voafidy tany amin’ny distrikan’i Miarinarivo Faritra Itasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2016
Politique.Edouard Tsarahame “ Mbola hamono olona ihany ve isika ?”

Efa hita fa tsy mahasoa antsika izao rafitra iainantsika izao, hoy ny pasitera Edouard Tsarahame, izay mpitarika ny vondrona politika RMTF na ny rodoben’ny Malagasy ho an’ny fanorenana ifotony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2016
Politique.Kohen Rivolala Miomana ho filoham-pirenena

« Ctic ctac dou », io no raiki-pohy no sady fitaovana mahomby hany hahafahana mamaha ireo olana mitranga eo amin’ny firenena ankehitriny, araka ny filazan’i Kohen Rivolala azy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2016
Politique.Halabato amin’ny fifidianana Mila jerena akaiky, hoy ny AFABE

Tsy mpikambana ao amin’ny GPPO (Groupe des Partis Politiques de l’Opposition) intsony ny AFABE (Asa Fanabeazana ho an’ny Besinimaro).

Hamaky ny tohiny
FTT