- Sabotsy 08 Oktobra 2016
Politique.André Rasolofo « Ampy izay ny valalabemandry »
Naneho ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena ankehitriny, nandritra ilay atrikasa Tolona fanorenana ifotony tetsy Ambatoroka, ny mpanao politika eo anivon’ity hetsika ity, André Rasolofo omaly.
Hamaky ny tohiny
