- Alarobia 12 Oktobra 2016
Politique.Ralison Roger “Azo atao ny fiaraha-mitantana”
Tsy vitan’ny fifanenjehana sy ny fifanomezan-tsiny eo amin’ny mpitondra sy ny mpanohitra intsony ny raharaham-pirenena fa tokony hisy ny dingana hatao.
Hamaky ny tohinyTsy vitan’ny fifanenjehana sy ny fifanomezan-tsiny eo amin’ny mpitondra sy ny mpanohitra intsony ny raharaham-pirenena fa tokony hisy ny dingana hatao.
Hamaky ny tohinyHiasa hiaraka amin’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ny ekipany hanarina ny kaominina Antananarivo renivohitra ny profesora James Robinson.
Hamaky ny tohinyManoloana ny hetsika ataon’ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana etsy sy eroa, amin’ny fihezahany manatona akaiky ny vahoaka malagasy manerana izay toerana handalovany ka hitsidiany manokana azy ireny dia tsapa fa manomboka misy indray ireo sokajin’olona iniana hampidirina hiteny amin’ireo
Hamaky ny tohinyMihambo ho tany tan-dalàna i Madagasikara, saingy inona no antony hanaovana lalàna raha raha toa ka ny Mpanatanteraka sy ny Mpanao lalàna ihany no manosihosy azy ? Nefa ny lalàna dia natao hampiharina,
Hamaky ny tohinySamy manana ny ambarany ny rehetra manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny. Ho an-dRtoa Hanta Randriamandrato, mpikambana eo anivon’ny antoko Teza dia ambarany fa tsy mbola misy olona demokraty eto.
Hamaky ny tohinyHafa raha samy mpanao politika eto amin’ny firenena I Marc Ravalomanana. Tamin’ny herinandro lasa teo dia ahabe resaka ny maro ny fihaonana nisy teo aminy sy ireo mpanao politika vitsivitsy nanongana azy tamin’ny 2009
Hamaky ny tohiny