- Zoma 14 Oktobra 2016
Politique.Fampanjakana ny Demokrasia Miofana ny Loholona
Manatanteraka atrikasa ho an’ireo Loholona mandritra ny roa andro, ny 13 sy 14 Oktobra 2016 etsy amin’ny Lapan’Anosikely,
Hamaky ny tohinyManatanteraka atrikasa ho an’ireo Loholona mandritra ny roa andro, ny 13 sy 14 Oktobra 2016 etsy amin’ny Lapan’Anosikely,
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Roa taona katroka izao no niverenan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana taorian’ny nilan’ny fianakaviany teto noho ny raharaha 2009
Hamaky ny tohinyEfa hatramin’ny voalohany izahay, hoy Ghaby Vakiniadiana, sekretera jeneralin’ny antoko politika Vahoaka Miray na ny Vami, no nilaza fa tsy mahasoa vahoaka ny rafitra misy eto fa nataon’ny mpitondra itazomana toerana fotsiny.
Hamaky ny tohinyNahoraka tao Sambava omaly alarobia 12 oktobra 2016 tamin’ny nahitana taolam-paty marobe nilevina tao anaty fasika. Teo amin’ny toram-pasik’Ampandrozonana, toerana nahafefika ilay zanaka trozona tamin’ny 15 aogositra 2016 ka nifandrombahan’ny mponina nohanina ny henany.
Hamaky ny tohinySesilany ny trangana tsy fandriampahalemana eto amintsika
Hamaky ny tohiny