Politique

Ihanta Andriamandranto « Tsy mbola misy olona demokraty eto »


  • Talata 11 Oktobra 2016

Samy manana ny ambarany ny rehetra manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny. Ho an-dRtoa Hanta Randriamandrato, mpikambana eo anivon’ny antoko Teza dia ambarany fa tsy mbola misy olona demokraty eto.

Toa mamely an-kolaka ny mpitondra ankehitriny izay mangeja ny fanehoan-kevitra ny tenany tamin’ny fanamafisana fa tokony ny mpanohitra no henoina kokoa noho ireo mpanao politika manasoaso ny mpitondra. Disoany tanteraka ny fiheveran’ny mpitondra ankehitriny fa ny mpanohitra dia tsy misaina ny hanongana sy hanakorontana. Ny fisian’ny mpanohitra afaka miteny sy maneho hevitra dia porofon’ny fisian’ny demokrasia ary zony ny mitsikera izay tsy mety ataon’ny mpitondra. Ny zava-misy eto amintsika dia tsy mba mahay mandray izany tsikera hahafaha-manitsy ny dia izany ny ireo eo anivon’ny fanjakana fa zary manangam-pahavalo ireo izay miteny ka mampiteraka ny adilahy politika tsy misy fiafarany.

Toky R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Dr Pierre
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Michel Ralaivelo

  • FIKAMBANANA
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

BANDEAU ROUGE

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

Hijery ny tohiny
FTT